| Entrée | 1 aositritsy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Zoologie: oiseaux | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |