| Entrée (1/2) | 1 aotrika | 
| Radical | 2 otrika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be ripened artificially [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on mûrit artificiellement [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 zava-pisotro naotrika | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 13 aotrika | 
| Radical | 14 otrika | 
| Partie du discours | 15 verbe passif | 
| Explications en français | 16   qu'on met en embuscade [1.3#457] | 
| Anagrammes | 17 akatrio, 18 akitrao, 19 akotray, 20 aotrika, 21 karaoty, 22 Kariota, 23 koaitra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |