|
|
|
|

Teny iditra1 aporiatra
Fototeny  2poriatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy ho tonga vao naporiatrany ny soavaly ka diso aoriana loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à faire fuir, à faire échapper [1.3#491]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12