| Entrée | 1 araikitra |
| Radical | 2 raikitra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2] 6 to be stuck to something [1.7] |
| Explications en français |
7 à attacher, à fixer, à conclure [1.3] 8 qu'on colle sur une chose [1.8] |
| Exemples |
9 Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo.
[2.117]
10 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|