| Entrée | 1 aravona | 
| Radical | 2 ravona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be levelled; to be averaged [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 aravona, 12 arovana, 13 voanara, 14 voarana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |