| Entrée | 1 aroloha | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany [Tsimihety]
 [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |