Entrée | 1 atao ankila bao |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |