| Entrée | 1 ato ho ato | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   somewhere near here; soon [1.7] | 
| Explications en français | 5   par là à côté; bientôt [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |