Entrée | 1 atolaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tolaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot atolaka |
Anagrammes | 10 atakalo, 11 atolaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |