Entrée | 1 atombina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tombina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 ambatony, 10 animbato, 11 atambino, 12 atombina, 13 mañaboty, 14 tambinoa |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |