|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  atomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)10  atomboka
Fototeny  11 tomboka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/4)18  atomboka
Fototeny  19 tomboka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  21 Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy [1.1]
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/4)26  atomboka
Fototeny  27 tomboka
Sokajin-teny  28  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  29 Entina manietaka kase, marika tsy mety afaka [1.1]
Haiendriteny 
30  Ny ankehitriny :
31  Ny lasa :
32  Ny hoavy :
33  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08