| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : atomboka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Antsibe tsara ofana ireo, adidy tsy mba mahadilo ; lefona tsara varombo, atomboka tsy mba milefitra ; tangen-tsara hafatra, tsy mba mena-maso mitsara. [2.415 #616]
|
| Dikanteny frantsay | Les chefs sont comme des coutelas bien trempés qui ne s' émoussent pas en tranchant ; comme des lances bien emmanchées qui ne plient pas en pourfendant ; comme le tanguin qui exécute fidèlement ce dont on le charge et juge avec impartialité. [2.415 #616]
|
| Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andrianampoinimerina à son fils Radama ; elles servaient d' éloges pour ceux qui travaillaient bien. [2.415 #616]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|