| Entrée | 1 atonantonana | 
| Radical | 2 tonantonana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   asaina mivezivezy na asaina tonga foana tsy misy antony: Loza fa natonantonany tany aminy aho, nefa tsy tao akory izy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 atanontanona, 10 atonantonana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |