|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atoro |
| Fototeny | 2 toro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tondroina: Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany
5 Ampahafantarina, lazaina: Atoroy izay tokony hataony izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be pointed out
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action d'indiquer quelque chose; qu'on montre, qu'on indique
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | atoro, 13 raoto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|