|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 toro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)20 tôro
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 sommeil [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Tovy hevitra  23tôromaso

Teny iditra (3/3)24 toro
Sokajin-teny  25 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  26 maty: Toro izy [Taisaka] [1.78]
27 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1]

Fivaditsoratra  28 otro, 29 toro, tôro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03