| Entrée (1/2) | 1 atototra | 
| Radical | 2 tototra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be filled into a place or into something [1.7] | 
| Explications en français | 6   ce dont on couvre, ce avec quoi on comble [1.3#736] 7 qu'on met pour combler [1.8] | 
| Exemples | 8   Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara.
[2.48] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 tsy vaky ravi-natototra | 
| Entrée (2/2) | 14 atotòtra | 
| Radical | 15 tot | 
| Partie du discours | 16 verbe passif | 
| Explications en malgache | 17   Lefahina (hozatra) [1.1] | 
| Explications en français | 18   à secouer, (les nerfs) à détendre [1.3#736] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 23 atotòtra, atototra | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |