| Entrée | 1 avarina | 
| Radical | 2 varina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be thrown down; to be exported [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 12 avarina, 13 iravana, 14 variana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |