Entrée | 1 aza marofy |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 aza, marofy |
Explications en malgache |
4 [1.1] firariana mba tsy harary |
Explications en anglais |
5 [1.7] good health to you |
Explications en français |
6 [1.8] bonne santé! |
Exemples |
7 [2.470] Tratrara antitra, aza marofy.
8 [2.59#97] Trarantitra hianao Tompokovavy azamarofy, hosoavin'Andriamanitra mifanantera amy ny ambany lanitra |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |