| Entrée | 1 bakteria | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1] 4 anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13] | 
| Explications en français | 5   bactérie [1.13] | 
| Vocabulaire | 6 Santé | 
| Anagrammes | 7 atrebika, 8 bakteria, 9 Beti-kara, 10 Rekabita | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |