| Entrée | 1 baribariana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza ! masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1] 4 Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353#I] | 
| Explications en français | 5   barbares [1.3] | 
| Exemples | 6   Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka.
[2.113] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |