| Entrée | 1 beazina | 
| Radical | 2 be | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 9 biazina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |