| Entrée | 1 bedibedy | 
| Radical | 2 bedy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [1.2] 6 prattling, idle talk; a scolding [1.7] | 
| Explications en français | 7   paroles oiseuses ; action de gronder [1.8] | 
| Exemples | 8   Efa tapitra va izay ny bedibedy foana?
[2.996] 9 Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [2.285] 10 Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 24 bedy | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |