| Entrée (1/3) | 1 behatoka | 
| Mots élémentaires | 2 be, 3 hatoka | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a kind of dollar [1.2] | 
| Explications en français | 7   à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415#6619] 8 la nuque, la partie arrière de la tête [1.196] | 
| Exemples | 9   ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola.
[2.436#] 10 Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#] | 
| Vocabulaire | 11 Economie: finances, gestion | 
| Entrée (2/3) | 12 behatoka | 
| Mots élémentaires | 13 be, 14 hatoka | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en anglais | 16   an inferior kind of rice [1.2] | 
| Explications en français | 17   Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae). [1.196] | 
| Vocabulaire | 18 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Entrée (3/3) | 19 behatoka | 
| Mots élémentaires | 20 be, 21 hatoka | 
| Partie du discours | 22 nom | 
| Explications en anglais | 23   A species of tobacco with long stalks [1.2] | 
| Explications en français | 24   Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [Merina]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 25 Botanique | 
| Anagrammes | 26 behatoka, 27 betohaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |