| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 bele | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 vomanga [Bara]
 [1.78] 4 karazana hanin-kotrana [1.13] 5 vomanga, bageda [Masikoro] [2.606#151]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [Betsileo, Sakalava]
 [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 patate douce [1.13] 8 (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka, Betsileo] [1.196]  | 
| Ohatra | 
9 Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao.
[2.606] 
 | 
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: anana | 
| Mpanahaka | 11 bageda, 12 batata, 13 belena, 14 bokala, 15 mbizo, 16 vomanga | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Fivaditsoratra | 17 bele, 18 lebe | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 | 
 |