|
|
|
|

Teny iditra1  vomanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
4 Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sweet potatoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 patate [1.8]
7 (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#]
9  Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  11  bageda, 12  batata, 13  bele, 14  bokala, 15  kimoky, 16  kirangomena, 17  mbizo
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 15 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08