| Entrée | 1 be maso |
| Mots élémentaires | 2 be, 3 maso |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 mana-maso makadiry Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [1.1] |
| Exemples |
6 Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka.
[2.654#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|