| Entrée | 1 bilisitra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [angl. blister] Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main' ny rano mangotraka na raha niasa tamin' ny angady na famaky ny felatanana [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |