| Entrée | 1 bonibony | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2] | 
| Explications en français | 5   (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3] 6 sorte de rougeole. See rofotra [Tankarana] [1.19] 7 rubéole [1.54] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 9 Santé | 
| Synonymes | 10 bonobono | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |