| Entrée | 1 bontolo | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2] | 
| Explications en français | 5   sans division, entier [1.3] | 
| Exemples | 6   miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471] 7 ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 3 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |