|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 botry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a boat [Eng. boat] [Provincial]
[1.2] 5 a schooner used in coastal trade (west coast) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 navire à voiles non ponté. [Tankarana]
[1.19] 7 goélette ou boutre arabe de la côte ouest [1.8] |
| Voambolana | 8 Fifamoivoizan-tsambo |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 botry |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry. / Zazavavy botry kely Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 stunted, dwarfish [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 rabougri, chétif [1.8] 15 Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques: Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif). [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 32 botry |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Nom d'une espèce de riz de montagne (vary botry). Elle a l'avantage d'être peu exigeante. [1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 36 bitro, 37 botry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|