|
|
|
|

Teny iditra1  manabotry
Fototeny  2 botry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to stunt the growth of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 empêcher la croissance de, ruiner. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 mambotry

Fivaditsoratra  12 manabotry, 13 Tabrimona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12