| Entrée | 1 dabolera | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2] | 
| Explications en français | 5   Doublure [1.3] | 
| Vocabulaire | 6 Economie: vêtements | 
| Anagrammes | 7 dabolera, 8 Lo-debara | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |