|
|
|
|

Entrée1  daka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Explications en anglais  4  a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]
5  a kick [1.7]
Explications en français  6  Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]
7  coup de pied [1.8]
Exemples  8  Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
9  Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  21  ambadika, ankoatra, ankodina, antongomby, antsatoka, dakabe, diamanga, kapatokana, kopalamanatrika, tsipaka
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot daka

Anagrammes  23 daka, 24 kada

Mis à jour le 2025/09/19