| Entrée | 1 diam-panorona | 
| Mots élémentaires | 2 dia, 3 fanorona | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2] | 
| Exemples | 7   ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
[1.381#] 8 Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#] | 
| Vocabulaire | 9 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |