Entrée | 1 dihizina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 dihy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina |
Exemples |
5 [2.59] Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany
6 [1.353] Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » 7 [2.113] fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot dihizina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |