|
|
|
|

Entrée1  dingana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m)
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] a step, a leap
Explications en français  5  [1.8] pas, enjambée
Exemples  6  [4.27] Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo.
7  [2.508] dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  25  dika, vikina

Mis à jour le 2025/09/12