|
|
|
|

Teny iditra1  domohina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
4 Voromailala dia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
6 pigeon sauvage [1.13]
Ohatra  7  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
8  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
9  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Voambolana  10  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  11 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy
Mpanahaka  12  pakatova, 13  voromahailala
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08