|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : domohina

Ohabolana 1Domohina an'ala, pizina an-tanàna : mifankatoro-bolo fa samy hafa raharaha. [1.147 #D13]

Ohabolana 2Domohina azon' Ingoaka : tompony manan' era. [1.147 #D14]

Fizahan-teny