| Entrée (1/3) | 1 -dongy | 
| Partie du discours | 2 forme morphologique de longy | 
| Exemples | 3   Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana;
[2.996#] | 
| Entrée (2/3) | 4 dongy | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany! Ditra [1.1] | 
| Explications en français | 7   bouderie, obstination [1.3#115] | 
| Exemples | 8   Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana
[2.69] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (3/3) | 16 dongy | 
| Partie du discours | 17 nom | 
| Explications en malgache | 18   Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Sakalava]
 [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |