| Entrée | 1 donto | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   stupid [1.7] | 
| Explications en français | 5   stupide [1.3#115, 1.8] 6 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3#115] | 
| Exemples | 7   Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo!
[1.241] 8 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 21 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |