| Entrée | 1 dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana | 
| Mots élémentaires | 2 dony, 3 tany, 4 andriana, 5 izay, 6 mifody, 7 tsy, 8 manana | 
| Partie du discours | 9 locution | 
| Explications en malgache | 10   teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |