| Entrée | 1 efapolo | 
| Mots élémentaires | 2 efatra, 3 folo | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en anglais | 5   Forty [3.1] | 
| Explications en français | 6   Quarante [3.1] | 
| International | 7   40 [3.1] | 
| Exemples | 8   efapolo no natsipiko teo.
[2.4#76] 9 Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996] 10 Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 12 Mathématiques: arithmétique | 
| Tableaux et planches | 13   Les nombres | 
| Article | 14 Andriamihaja: Fanisana vaovao | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |