Entrée (1/2) | 1 efitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) |
Explications en anglais |
4 [1.7] a partition ; a border or boundary |
Explications en français |
5 [1.3] Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas) Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) 6 [1.8] cloison, séparation |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 36 efitse |
Proverbes | 37 Proverbes contenant le mot efitra |
Entrée (2/2) | 38 efitra |
Partie du discours | 39 nom |
Explications en malgache |
40 [1.78] faritra [Taimoro]
41 [1.1] Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. 42 [1.13] tany karankaina tsy misy mponina |
Explications en anglais |
43 [1.7] a desert, a wasteland |
Explications en français |
44 [1.3, 1.8, 1.13] désert 45 [1.3] pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar 46 [1.8] terre inhabitée |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 51 efitra, 52 ferita, 53 fietra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |