| Entrée | 1 faneferana | 
| Radical | 2 efitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1] 5 fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13] | 
| Explications en français | 6   isolation [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |