| Entrée | 1 egò | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] | 
| Explications en français | 4   charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280] | 
| Exemples | 5   Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356#] | 
| Vocabulaire | 6 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |