|
|
|
|

Teny iditra1  ndrafanga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 efatra (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Voambolana  5  Kilalao

Fivaditsoratra  6 fandranga, ndrafanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08