| Entrée | 1 ekoatorianina | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Ecuadorian, Ecuadoran [3.1] | 
| Explications en français | 5   équatorien, équatorienne [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 ekoatera | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |