Entrée | 1 elanelana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 elana |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay |
Explications en anglais |
5 [1.7] the time or place between; a go-between |
Explications en français |
6 [1.8] intervalle de temps ou d'espace |
Exemples |
7 [2.48] Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra.
8 [2.499] Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? 9 [2.643] Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 30 16 mots contenant elanelana |
Synonymes | 31 elakelaka |
Analogues | 32 elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra |
Proverbes | 33 Proverbes contenant le mot elanelana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |