| Entrée | 1 elektrisite | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   electricity [1.7] | 
| Explications en français | 5   électricité [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |