|
|
|
|

Entrée1  empo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany
4  [1.13] tsonika
Explications en français  5  [1.13] fusion
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Mis à jour le 2025/09/12